Teny iditra falafana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] Prov. for falafa [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [Betsimisaraka, Bezanozano, Sihanaka, Tanala] (du malais palapa). Pétiole et feuilles sèches de certains Palmiers, de ravenala (Strelitziaceae) ou de Bananiers, Musa sp. (Musaceae), utilisés pour la couverture des maisons, certaines cloisons, etc. Suivant leur origine, on distingue falafan' akondro (pour le Bananier), falafam-pontsy ou falafandravinala (pour le ravenala), etc. [1.196]
Voambolana 
Haiendriteny 
Tsotra : falafana, falafako, falafanao, falafany, falafantsika, falafanay, falafanareo, falafan', falafan-, falafam-, falafa-
Tovonana : -palafana, -palafako, -palafanao, -palafany, -palafantsika, -palafanay, -palafanareo, -palafan', -palafan-, -palafam-, -palafa-

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31