Teny iditra fahana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tohana eo ivelan' ny zavatra iray mba hananany hery bebe kokoa
Fifikirana amin' ny zavatra, fanankinana mafy ny tongotra mba tsy hianjera [1.1]
Fanazavàna teny anglisy That which is the sustinence or support of another. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Soutien, support, action d'appuyer solidement une chose, de se cramponner, d'appuyer les pieds pour ne pas tomber, de se retenir en marchant
Figuré: obstination [1.3]
Haiendriteny 
Tsotra : fahana, fahako, fahanao, fahany, fahantsika, fahanay, fahanareo, fahan', fahan-, faham-, faha-
Tovonana : -pahana, -pahako, -pahanao, -pahany, -pahantsika, -pahanay, -pahanareo, -pahan', -pahan-, -paham-, -paha-
Sampanteny 
 
Kamban-teny 

Teny iditra fahana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] sakafo [1.78]
 Sakafo omem-bahiny
Hanina, sakafo: Ataovy tsara fahana ny zazakely
Anjara hanina: Ento ny fahan-kisoa homena azy
Ilay zavatra mampipoaka ny basy, ny tafondro: Fahan-tafondro. / Saika loza fa, hay, mbola nisy fahany ilay basy
Ny hery ananan' ny vimiaina mampandeha ny famantaranandro: Tsy ampy fahana ny famantaranandronao matoa nijanona sahady
Ilay kofehy mifampiditra amin' ny tenan' ny tenona mba haha-lamba azy, (ka ny fahana mitsivalana fa ny tenany mitsangana): Ny jabo dia lamba rofia, izay ny fahany landihazo! [1.1]
Fanazavàna teny anglisy That without which nothing has any consistency
Nourishment, strength, ration, subsistence, complement
That which has been made firm, complete, or solid
A gun charge
A present of food to strangers
The weft in weaving [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Cadeau en vivres offert à un étranger, nourriture, ration
Charge d'une arme à feu
Action de monter une horloge, un ressort, la trame d'un tissu [1.3]
Fanazavàna teny anglisy A gift of food, food [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  [Taisaka] Qu'on nourrit [1.82]
 Cadeau en vivres; nourriture [1.8]
Ohatra 
1Aoka haterana fahana ny vahiny (Apportons à l'étranger en cadeau en vivres) [1.3]
2Ratsy fahana ny soavaly ka mahia (Le cheval est mal nourri et est ainsi maigre) [1.3]
3Ity ny faham-borona hamahananao ny vorombe (Voici la ration des oies) [1.3]
4Ireto ny faham-basy dimy (Voici cinq cartouches) [1.3]
5Ratsy fahana ny famantaranandro (La montre n'a pas été bien montée) [1.3]
6Antsodio ny fahan-tenona (Mettez en bobine ce qui doit servir de trame au tissu) [1.3]
Voambolana 
Haiendriteny 
Tsotra : fahana, fahako, fahanao, fahany, fahantsika, fahanay, fahanareo, fahan', fahan-, faham-, faha-
Tovonana : -pahana, -pahako, -pahanao, -pahany, -pahantsika, -pahanay, -pahanareo, -pahan', -pahan-, -paham-, -paha-
Sampanteny 
 
Kamban-teny 

Teny iditra faha~na
Sokajin-teny tsirinteny saradroa [Teny amin' ny faha~na]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/20