Teny iditra fadibare
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsimisaraka] Fomba fanao raha vokatra ny vary dia tsy maintsy omena aloha ny Zanahary sy Razana izay vao azon'ny olona hohanina; santabary [1.78]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31