Teny iditra | evohana (evoka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ny olona marary asaina manao evoka: Evohy ireo zazakely voan' ny bonibony ireo [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be given a steam bath or inhalation [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on fait prendre un bain de vapeur [1.8] | ||||||||
Voambolana | Fahasalamana | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | evohana, hena vao, voahena, voaneha |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |