Teny iditra | erotra | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Feo hafahafa mivoaka avy any an-tenda sy avy any an' orona isaky ny maka fofon' aina rehefa matory. [1.1] | ||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | A snore [1.7] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Ronflement [1.8] | ||||||||||||
Voambolana | Fahasalamana ~ Feo | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
Fivaditsoratra | erotra, reotra |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |