Teny iditra dolelaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy (teny tranainy) Koka lava, feo tokana lavareny rehefa miantso
Fiantsoana olona ka halavaina na tarihina ho lava ny fanononana ny vaninteny farany amin' ny anarany na ampiana zana-peo toy ny a, ò! (ankehitriny) [1.1]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31