Teny iditra diavolana
Singan-teny volana
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fahazavana avy amin' ny volana: Mahafinaritra ny diavolana mangoratsaka
Misy volana: Diavolana ny andro [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [volana, the moon] moonlight. The former part of this word is probably from an obsolete root dia meaning brightness, purity, light. Comp. dio, zava. [Ar. Zaha, luxit splenduit; Heb. and Chal. ziv, splendour; Sansk. root div and dio, luxit, splenduit, from which is the Lat. divus and dues, as well as Jupiter (Joris), and the greek Zeus (Dios), dialos-deelos and delos, bright. Also the angels. Tiv; Goth. tius (cf. the Eng. Tuesday); Old Norweg. tyr (pl. tivar, gods), and Old German Zio is the same word] [1.2]
 Moonlight [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Clair de lune [1.8]
Ohatra 
1Sembanin-drahona ny fenomanana ka toa mampitamby ny diavolana [2.470]
2Diavolana mangoratsaka no niainganay teo an-tseranan' i Toamasina, mba hanjono any afovoan-dranomasina any [2.471]
Voambolana 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/02