Teny iditra diabeta
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [fr. diabète] Aretina azo fantarina amin' ny fivoahan' ny siramamy amin' ny fivalanan-drano, fa ny mahatonga azy kosa dia avy amin' ny sarakaty tsy afaka mandevona ny siramamy rehetra amin' ny sakafo ka lasa mivoaka amin' ny fivalanandrano ireo siramamy tsy levona [1.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: diabète.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31