Teny iditra | damadama | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Sakalava] Vatolampy na tany tsy misy zavamaniry eny amoron-dranomasina izay voasafotry ny rano rehefa misondrotra ny ranomasina ary miseho kosa rehefa mihemotra ny ranomasina [1.1] | |
Voambolana | Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |