Entrée boroboaka
Partie du discours nom
Définition malgache Karazan' akondro, manja somary mirirana ny hodiny, ary ny voany, lava vaventy, mamy maisamaisatra kely [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise the name of a variety of banana [Richardson 1885]
Traduction française  [Merina] Variété de banane à cuire, Musa sapientum L. (Musaceae), à gros fruits. [Boiteau 1997]
Vocabulaire 
Nom scientifique Musa sapientum
Synonymes bibaka
Exemples Boroboaka an'elo ary afontsy an-taninandro ka raha sarangaina mitovy raha fehezina lany zara ka hajahajao ny akaiky ary tiavo ny iaraha-monina fa raha maninona tsy tratry ny hafa [Fox: Hainteny, numéro 280]

Mis à jour le 2020/07/31