Teny iditra bonoka
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy Gentle, quiet [1.2]
Ohatra Ilay be bononòka aza namely mihoatra noho ny hafa. [2.4]

Teny iditra bonoka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Mangahazo voasana dia alona ao anaty rano mandeha efatra na dimy andro; rehefa tapitra io fetr' andro io, andrahoina amin' ny entona, dia sasana tsara ary azo hanina amin' izay; ny bononòka dia ankafizin' ny tantsaha, indrindra amin' ny faritanin' Ambatolampy sy Arivonimamo, na dia eo aza ny fofony mahery dia mahery [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [Sakalava] Manioc, Manihot utilissima Pohl (Euphorbiaceae) dont on humecte les tubercules et qu'on soumet à une fermentation en vue d'obtenir une pâte molle d'odeur très forte. La fermentation décompose les glucosides et la préparation n'est pas toxique même si elle est faite à partir des maniocs amers, riches en composés cyanogènes. Mets apprécié autrefois en Imerina surtout chez les Mandiavato. Aujourd'hui surtout utilisé sur la côte Ouest. Cette préparation est d'origine africaine. [1.196]
Anarana siantifika Manihot utilissima
Voambolana 
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2022/09/11