Teny iditra boky
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ravin-taratasy maro misy sora-pirinty voatambatra ho iray: Ny boky no ioharanom-pahalalana sy fahaizana ~ Manoratra boky ~ Manonta boky [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A book [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay Livre [1.8]
Kamban-teny 
Lohateny Alika iray sy boky roa (Rapatsalahy Paul)
Ny Bokin-dRakotovao
Ny fihaviany Anglisy: book.
Lahatsoratra 
Sary 

Teny iditra boky
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taimoro] Votry, tranombitsika [1.78]
Voambolana 

Teny iditra boky
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sakalava] Biby mampinono mpamono voalavo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  boky boky [2.504]
Voambolana 
Tovy hevitra boky boky
Kamban-teny 

Teny iditra boky
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tanosy] Anaram-borona, sadakely [1.78]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12