Teny iditra | bojy | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Sakalava] Kabaro andrahoina tsy misy fangarony [1.1] | |
Tsipelina hafa | bozy | |
Teny iditra | bojy | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] Boloky [1.78] | |
Voambolana | Haibiby: vorona | |
Fivaditsoratra | bojy, jibo, jôby |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |