Teny iditra |
-bintsy
|
Sokajin-teny | endritenin' ny hoe vintsy
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
bintsy
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Karazan-damba soga, madini-tenona sady mikitroka ka mafy kokoa noho ny saga tsotra ary malama tsy misy volony [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | The name of a kind of calico in Imerina. [1.2]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
bintsy
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial]
For vintsy
[1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana]
Nom d'une espèce d'oiseau ; martin-pêcheur, ou huppe, § vìntsy. [1.19]
|
Voambolana |
|