Teny iditra bingo
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Bila, filaza indrindra amin' ny tongotra; ny olona bingo dia manana tongotra tsy mba mahitsy fijoro fa somary mibaraingo toa miditra (mifanohitra aminy: tsivaka) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Bow-legged [1.2, 1.7]
 Bandy-legged, crooked in the knees or joints. [Mal. Bengok, crooked.] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Bancal [1.3, 1.8, 1.13]
 Tordu [1.13]
Voambolana 
Sampanteny 
Tohi-kevitra 
Kamban-teny 
Mpanahaka  biko
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/31