Teny iditra belza
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Ny aranana tompon-tany any amin' ny tanin' i Belzika: Anisan' ny betsaka raha heverina amin' ny hakelin' ny taniny ny Belza
Momba an' i Belzika na an' i Belzika na avy any Belzika: Fiteny karazany roa ny teny tenenin' ny mponina belza [1.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: belge.
Mpanahaka  Belzika

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31