Teny iditra barikan-doha
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  [Betsimisaraka] Taolan-doha, karandoha [1.78]
  [Tanala] Karandoha: Niriatre ny barikan-dohan'i lekirioke ka nivoaka ny betrone (vaky ny karandohan'ny karandohan'ny lekirioka (volon'omby) ka nipotsaka ny ati-dohany) [1.78]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31