Teny iditra añimbaratra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anina avy avaratra; karazan-drivotra mitsoka amin' ny fararano, manambara fiavian' ny oram-be [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] A breeze from the north [1.2]
Voambolana 
Renianarana rivotra
Anarana iray reny alapoie, ambarao, ampalo, ampela, anina, anindambo, anintafara, fandohotse, radraty, rambondanitra, raorao, rea, sikilaonina, sobe, tadio, tafiodrivotra, tafiotra, tsitoly, varatraza, variona

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/19