Teny iditra | aspirà | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Ambaratongam-pahamboniana na gradin' ny miaramila an-tanety sy ana habakabaka eo anelanelan' ny solietnà izay amboniny sy ny adjidà-sefo ambaniny, mitovy laharana amin' ny aspirà ihany koa amin' ny tafika an-dranomasina ambanin' ny enseigne de vaisseau kilasy faharoa sy ny maitre voalohany [1.1] | |
Voambolana | Miaramila | |
Ny fihaviany | Frantsay: aspirant. | |
Fivaditsoratra | aspirà, parasy |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |