Teny iditra | arzantinina | |
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Ny tompon-tany any amin' ny tanin' i Arzantina (Amerika atsimo indrindra):
Manankarena solitany sy tenon-damba ny Arzantinina Momba an' i Arzantina, an' ny Arzantina na avy any Arzantina [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Argentinean, Argentinian, Argentine [3.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Argentin, argentine [3.1] | |
Voambolana | Haitoetany: firenena, foko | |
Ny fihaviany | Frantsay: argentin. | |
Mpanahaka | Arzantina | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |