Teny iditra arosy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazam-borona andrano dia mitovitovy amin' ny dokotra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A wild duck. Sarkidiornis africana, Eyt. [1.2]
 The hump-billed duck; also called ongongo (prov.) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Oie de la côte de Coromandel [1.54]
 Canard à bosse; on l'appelle aussi ongongo (prov) [1.8]
Anarana siantifika Sarkidiornis africana
Voambolana 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Teny iditra arosy
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Aronjina [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31