Teny iditra |
aratra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Anaran-kafa iantsoana ny elektrisite [1.1]
|
| Endrika iray isehoan'ny angovo [1.13]
|
Fanazavàna teny anglisy | [ haratra ] Electrical energy (a variant of varatra) [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | [ haratra ] énergie électrique (une variante de varatra) [1.8]
|
| électricité [1.13]
|
Ohatra | Azo tsotsorina toy izao ny famokaran' ireo milina ireo herin' aratra.
[2.445]
|
Voambolana |
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
aratra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka]
Hazo mitsivalana amin'ny trano [1.78]
|
|
Teny iditra |
aratra
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka]
simba
[1.78]
|
|
Teny iditra |
aratra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana]
Il est à souhaiter que. [1.19]
|
Tovy hevitra | |
|