Teny iditra arandrana (randrana)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Entina mandrandrana na manamboatra ny volo toy ny vita rary [1.1]
Voambolana 
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : arandrana, arandrako, arandranao, arandrany, arandrantsika, arandranay, arandranareo, arandran', arandran-, arandram-, arandra-
Ny lasa : narandrana, narandrako, narandranao, narandrany, narandrantsika, narandranay, narandranareo, narandran', narandran-, narandram-, narandra-
Ny hoavy : harandrana, harandrako, harandranao, harandrany, harandrantsika, harandranay, harandranareo, harandran', harandran-, harandram-, harandra-
Filaza mandidy : arandrano

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20