Teny iditra aoto
Sokajin-teny anarana
Ohatra 
1Tsy mbola nisy aoto hitondra, fa ny vatsy no noraisina dia samy manao izay hahatongavany. [2.499]
2Iny kosa Rasaha, tovolahy tokony ho fito amby telopolo taona, mamindra moramora manatona ny toerana fijanonan' ny aoto. [2.314]
Voambolana 
Haiendriteny 
Tsotra : aoto, aotoko, aotonao, aotony, aotontsika, aotonay, aotonareo, aoton', aoton-, aotom-
Ny fihaviany Frantsay: auto.

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31