Teny iditra ankasarotana (sarotra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Faritra eo ambanin' ny kibomalemy misy ny fananahana amin' ny tenan' ny olombelona: Anisan' ny maharary raha misy voadona eo amin' ny ankasarotana [1.1]
Voambolana 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05