Teny iditra angony (angona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana angonina [fitanisana]
Ohatra 
1Angony tsara ny taolako. [1.508]
2Angony eo aloha ny vato alohan' ny hihadiana ny fototra [1.1]
3Dia hoy izy roa lahy sy Rampamelombelona tamin-dRampilomano : "' Ndeha angony ireny taolany ireny! [2.69]

Teny iditra angony
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Tubercule comestible. [1.19]
Voambolana 
Tsipelina hafa 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/10/11