Teny iditra angika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy A variety of rice. The provincial words are angeka, and angeky. See rojo. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Nom d'une variété de riz. [1.19]
  [Betsileo] (voir aussi angeka) Variété de riz à petit grain cultivée après le vary aloha. On en distingue deux sortes : angikafotsy, à périsperme incolore et angikamena, à périsperme rouge. Un proverbe betsileo dit : "Izaho angika, hianao vary hova" ; "Moi, je suis l' angika et vous le riz des hova". Il correspond au proverbe français : "On ne mélange pas les torchons avec les serviettes ". [1.196]
Ohatra Mifotofoto fo ampy rojo / mivorovoro fo ampy angika / tsy mahaleo tsy vary andrefana / sady avo taho fantatr'olona / sady ankafana no manitra [2.131]
Voambolana 
Anaram-javamaniry 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/13