Teny iditra andro mena
Singan-teny andro ; mena
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Andro na vintana voalazan' ny mpanandro ho mafy, masiaka, na ny fotoana maharevo ny tantsaha amin' ny fambolena (manetsa ny olona: mena ny rano; miasa na mihevo: mena ny tanety) [1.1]
Voambolana 

Teny iditra andromena
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] Friday [1.2]
Voambolana 

Teny iditra andromena
Singan-teny andro ; mena
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Betsimisaraka] Nom d'un arbre dont l'écorce et le bois fournissait une teinture rouge ; cité par Dandouau. [1.196]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/22