Teny iditra andriambavilanitra
Singan-teny andriana ; vavy ; lanitra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Teny fanajana ilazana ny vehivavy, fampiasa indrindra eo amin' ny kabary [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A title of respect in speaking of the ladies in enumerating classes of people at a public assembly. [1.2]
Ohatra 
1Mba diniho ny fahamaotonana sy ny fahamendrehan' ny andriambavilanitra [2.296]
2Manatrika eto ianareo Manamboninahitra sy ny Andriambaventy ary ny Andriambavilanitra, manatrika eto ianareo miaramila sy ny zaza amam-behivavy tsy an-kanavaka. [2.528]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/22