Teny iditra andrevola
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Nom d'une espèce d'arbre [1.19]
  [Betsimisaraka] (comme andravola) Asteropeia amblyocarpa Tul. et Asteropeia multiflora Thouars (Asteropeiaceae). Bois dur et lourd. Produit une sorte de gomme-résine. On en fait des torches [1.196]
Anarana siantifika Asteropeia amblyocarpa, Asteropeia multiflora
Voambolana 

Teny iditra Andrevola
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Ohatra 
1Izy no rain' ny Andrevola nanjaka tany Fiherenana. [2.508]
2Tsy nitsahatra ny adiady teo amin'ireo taranaky ny Andrevola. [2.606]
3Niady matetika tamin'ny Voroneoke sy ny Andrevola Andriandahifotsy. [2.508]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2021/10/02