Teny iditra anandriana
Singan-teny anana ; riana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy [riana, swift water.] An herb. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [Bezanozano, Merina, Sihanaka] (de anana = herbe potagère, et riana = cascades, chutes d'eau). Thelethylax minutiflora (Tul.) C. Cusset (Podostemaceae). Curieuse petite plante présentant une sorte de thalle charnu adhérent aux pierres des cascades et que les Malgaches apprécient beaucoup comme légume. [1.196]
Anarana siantifika Thelethylax minutiflora
Ohatra Fa izay tena nahatalanjona ahy dia ny nahitako olona sahisahy nitetitety sola-bato haka anandriana. [2.643]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/08