Teny iditra |
anamafaitra
|
Singan-teny | ana- (anana) ; mafaitra |
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Karazan' anana saika toy ny anamamy ngita kely, saingy mangidy aoka izany [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | An esculent herb. Solanum nigram, L. [1.2]
|
Anarana siantifika | Solanum nigram |
Ohatra | Fady ny Rafantaka:
ny fantàka tsy ataina ; ny halana tsy aiditra ao an-trano raha mantsàka fa
avela eo alatrano; ny hanina antokoana tsy todirana (tsy andramana eo an-
tokoana fa entanina any ambany vao hanina); ny anantarika ; ny anamafaitra ;
ny anandrambo.
[2.48]
|
Voambolana |
|