Teny iditra ampongantsofina (amponga, sofina)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Elabakaka manampina ny fara vodin' ny fantson' ny tadiny ka mamindra ny fipaipaikan' ny rivotra voahetsiky ny feo amin' ny hozatra mankany amin' ny atidoha [1.1]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31