Teny iditra ampahefa-paribolana
Singan-teny ampahefatra ; faribolana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Zara azo raha zaraina efatra mitovy ny fari-bolana iray [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Quadrant, quart de cercle [1.13]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/26