Teny iditra ambonimbary (ambony, vary)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anana tsy mitango apetraka eny ambonin' ny vary ao am-bilany, ilay efa madiva ho ritra iny ny vary, ka ny etona fotsiny no manamasaka azy eo [1.1]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31