Teny iditra ambim-bava
Singan-teny amby ; vava
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Zavatra tsy lany ka tehirizina; tahiry: Mba omeo ny mahantra ny ambim-bavanao [1.1]
 Vokatra tsy lany rahefa avy nihinanana ara-dalàna [1.13]
Fanazavàna teny anglisy A surplus of food or other things [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Le reste après les frais d'entretien payés; biens concédés pour vivre et revenant à leur maître à la mort de l'usufruitier; l'excédent du traitement, du revenu non dépensé au bout de l'année, etc. [1.3]
 Excédent de nourriture et d'autres choses [1.8]
 Surplus [1.13]
Ohatra 
1Noho izany dia hisy ambimbava mitentina. [1.384]
2Ny banga na ny ambimbava amin' ny teti-bolam-panjakana dia avy amin' ny vola miditra nanalana ny vola mivoaka amin' ny fandaniana mahazatra ataon' ny Fanjakana foibe. [4.27]
Voambolana 
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/21