Teny iditra ambanivohitra
Singan-teny ambany ; vohitra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny faritra ivelan' ny tanàn-dehibe [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The people of Imerina not living in Antananarivo or Ambohimanga and their immediate vicinities. [1.2]
 The country; country people [1.7]
Fanazavàna teny frantsay La campagne, à la campagne, la brousse; campagnard [1.8]
Ohatra 
1Andro lehibe moa ny alahady any ambanivohitra. [2.4]
2"Ambarako anareo ambonivohitra sy ambanivohitra: [2.48]
3Lehilahy an-jatony maro, nilanja ny angady nampiasainy tany anaty zehitra, no niakatra avy any Amparabonga, nidina avy any Atsimondrova, nihaika ny fiakaran-dRatatamo, nipoitra avy any amin' ny ambanivohiny any avy, namonjy ny kianja eo an-tampon' Ambatondrazaka. [2.472]
Voambolana 
Sampanteny 
Tohi-kevitra 
Zanakanarana Antananarivo sy Ambanivohitra (Rabetsimandranto Fidelis-Justin)
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/14