Teny iditra alemanina
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Alemaina: Nizara roa ny Alemanina hatramin' ny ady lehibe faharoa tao
Momba an' i Alemaina na an' i Alemaina na avy any Alemaina: Sambo alemanina [1.1]
 German [1.1]
 Allemand, allemande [1.1]
Ohatra Fa ny tsy nety hadinoko indrindra dia ilay fanasana ahy, volana jolay 1953, tany Soisa alemanina, miteny alema, tany Pfaffikon, akaiky an' i Zurich. [2.356]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: allemand.
Tsipelina hafa 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/08/03