Teny iditra akaka (kaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Atao kaka, asisika mba hanohana: Itỳ sila-hazo itỳ akaka eo [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : akaka, akako, akakao, akany, akatsika, akakay, akakareo, akak', aka-
Ny lasa : nakaka, nakako, nakakao, nakany, nakatsika, nakakay, nakakareo, nakak', naka-
Ny hoavy : hakaka, hakako, hakakao, hakany, hakatsika, hakakay, hakakareo, hakak', haka-
Filaza mandidy : akakao

Teny iditra akakà (akà)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fiakanakanana, fivakavakana, fihambahambana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Hésitation, balbutiement [1.3]
Sampanteny 
 

Teny iditra akaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] Angaka [1.78]
Voambolana 
Anaram-biby 

Teny iditra akaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Bara, Betsileo] (sans doute le nom du canard akaka, qui fréquente les mêmes lieux humides) Costularia baronii C.B. Clarke et Costularia pantopoda (Baker) C.B. Clarke (Cyperaceae). Pas d'usage connu. [1.196]
Anarana siantifika Costularia baronii, Costularia pantopoda
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/04