Teny iditra |
ahitra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Bozaka maniry: Maniry ahitra ny tokotany fa diovy tsara [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Grass, weeds, herbs in general, litter, sweepings [1.2]
|
| Short grass [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Nom générique des herbes [1.3]
|
| Herbes; gazon [1.8]
|
| [Merina]
Nom générique des plantes herbacées, à feuilles allongées, comme les Graminées. Elles peuvent être fourragères mais ne sont pas consommées comme légume. Floscopa glomerata (Willd. ex Schult. & Schult. f.) Hassk. (Commelinaceae).
[1.196]
|
Anarana siantifika | Floscopa glomerata |
Voambolana |
Kamban-teny |
|
Anaram-biby |
|
Anaram-javamaniry |
|
Anaran-toerana |
|
Tsipelina hafa |
Mpanahaka |
akata ~
bozaka ~
vilona |
Ohabolana |
Lahatsoratra |
|
Teny iditra |
ahitra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny anglisy | Fig. The common people. [1.2]
|
Kamban-teny |
|
Lahatsoratra |
|
Teny iditra |
ahitra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Hoditra ifonosan' ny zaza ao an-kibon-dreniny, izay atao hoe koa tavony na zandrin-jaza. (Araka ny fomba malagasy, ny ahitra dia mazàna alevina rehefa teraka ny zaza, ka tsy mahazo miherikerika izay mandevina azy) [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Le placenta [1.3]
|
Voambolana |
Kamban-teny |
|
|