Teny iditra |
ahi-maitso
|
Singan-teny | ahitra ; maitso |
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Ahitra maitso milenodenoka (ny ahitra dia mipoitra isan-taona, ka amin' izay izy maitso aoka izany, na raviny na tahony, fa mandazo kosa rehefa afaka herintaona) [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | [ ahimaitso ] Green grass [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Herbe verte, fourrage vert [1.3]
|
| Verdure, gazon, pelouse [1.13]
|
Ohatra | nosin-tany kely miampofo fasika toa vovo-bolafotsy, hodidinin' ny ahi-maitso.
[2.5]
|
Voambolana |
|