Teny iditra afaditra (faditra)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Ampiasaina hatao faditra, hanalana ny ratsy ataon' ny sasany: Ahitra ihany aza taloha dia ampy nafaditra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Used of anything offered to avert evil. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Avec quoi on exorcise, on retire le mal [1.3]
Voambolana 
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : afaditra, afaditro, afaditrao, afadiny, afaditsika, afaditray, afaditrareo, afaditr', afadi-, afaditry
Ny lasa : nafaditra, nafaditro, nafaditrao, nafadiny, nafaditsika, nafaditray, nafaditrareo, nafaditr', nafadi-, nafaditry
Ny hoavy : hafaditra, hafaditro, hafaditrao, hafadiny, hafaditsika, hafaditray, hafaditrareo, hafaditr', hafadi-, hafaditry
Filaza mandidy : afadiro

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19