Teny iditra advantista
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Antokom-pivavahana kristianina niendaka tamin' ny fototra protestanta ka miompana amin' ireto zavatra roa loha ireto: 1) Fiverenana amin' ny fomba jiosy sasantsasany, toy ny fanajana ny andro fahafito (Asabotsy), ny fanomezana ny fahafolon' ny harena ho an' ny fiangonana, ny fifadiana kisoa, hazandrano tsy misy vombony na kirany. 2) Fiandrasana ny fiavian' ny Tompo izay heveriny fa mbola ho tonga indray [1.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: adventiste.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31