Teny iditra adibaolina
Singan-teny ady ; baolina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Match [1.5]
Ohatra 
1Tena zavatra izay adibaolina hitanay teny an-drenivohitra izay. [2.332]
2Mahafinaritra ahy lavitra ny vaovao momba ny fanatanjahan-tena sy ny ady baolina [2.332]
Voambolana 
Tsipelina hafa 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/30