Teny iditra zazavavindrano
Singan-teny zazavavy ; rano
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan' olon-dia tsara tarehy, hono, ka voalaza ho mipetraka amin' ny zohy any ambany rano na amin' ny zohy mivoaka avy anaty rano, ka mivelona amin' ny hazandrano manta [1.1]
Ohatra 
1Moa tsy zazavavindrano koa Ranoro vadin' Andriambodilova? [2.5]
2Zazavavindrano niara-nonina tamin' ny voay hono ny reniny ary voafandrika ka nanambady olombelona teny an-tanety. [2.508]
Voambolana 
Zanakanarana Zazavavindrano (Andriamalala Emilson Daniel)

Teny iditra Zazavavindrano
Singan-teny zazavavindrano
Sokajin-teny anarana (lohatenin' boky)
Fanazavàna teny frantsay Roman en langue malgache publié en 1945 par Andriamalala Emilson Daniel [1.59]
Mpanoratra Andriamalala Emilson Daniel, 1945
Fanonta printy 1972. Librairie Mixte. Ambainy: 12cm. Haavony: 17cm. Takila: 143.
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Ny lohateny rehetra
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/21