Teny iditra |
tra-boina
|
Singan-teny | tra- (tratra) ; -boina (voina) |
Sokajin-teny | kambanteny
|
Fanazavàna teny malagasy | Voan' ny loza, tra-doza [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | [ traboina ] Victims of disaster [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | [ traboina ] Sinistré [1.8]
|
Ohatra | Ankasitrahana ireo fikambanana sy ireo malala-tànana rehetra izay niara- nifarimbona tamin' ny fanampiana ireo traboina.
[1.368]
|
Zanakanarana |
|
|
Teny iditra |
Tra-boina
|
Singan-teny | tra-boina |
Sokajin-teny | anarana (lohatenin' boky)
|
Mpanoratra | Rakoto Odeam |
Voambolana |
Tsanganana sy sary iray takila | Ny lohateny rehetra
|
|