Teny iditra sisa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny kely tafajanona amin' ny be efa lany na efa afaka: Nomen' Ikoto ny saka ny sisany. / Handeha kely izahay aloha, hoy ireto mpiasa, fa rahampitso mamita ny sisa
Ny ambiny: Iny misy vola roanjato; alao amin' iny ny karamanao nitaona vato, ary dia avereno aty amiko ny sisa
Ny tavela tsy voalaza: Andriamanitra no nanao ny olona, ny zavamaniry sy ny sisa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A remnant, a residue [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Reste, restant [1.8]
Sampanteny 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Teny iditra Sisa
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy Kish [2.996]
Fanazavàna teny frantsay Qish [2.996]
Voambolana 
Tovy hevitra Kisy
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly 

Teny iditra Sisà
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy Shisha [2.996]
Fanazavàna teny frantsay Shisha [2.996]
Voambolana 
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/17