Teny iditra | sarasara | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Teny nentina niarahaba ny mpanjaka fahiny, ka natokana ho azy irery ihany: Sarasara tsy ambaka, tompoko e! -- Sarasara! (enga anie ka tsy ho azon' ny aretina ambakaina ianao, tompoko, -- Enga anie!) [1.1] | |||
Sampanteny |
| |||
Zanakanarana | ||||
Teny iditra | Sarasara | |||
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly) | |||
Fanazavàna teny anglisy | Sherezer [2.996] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Sareéçer [2.996] | |||
Voambolana | Soratra Masina | |||
Tovy hevitra | Serezera | |||
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | Toko sy andininy momba Sarasara | |||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |