Teny iditra Saoly
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Zanak' i Kisy benjamita izy, ary mpanjaka voalohany tamin' ny Israely. [1.38]
Fanazavàna teny anglisy Saul [2.996]
Fanazavàna teny frantsay Saül [2.996]
Voambolana 
Tovy hevitra Saola
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly 

Teny iditra Saoly
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  Paoly, avy any Tarsosy [1.38]
Fanazavàna teny anglisy Paul [2.996]
Fanazavàna teny frantsay Paul [2.996]
Voambolana 
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly 

Teny iditra Saoly
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Mpanjakan' i Edoma [1.38]
Fanazavàna teny anglisy Saul [2.996]
Fanazavàna teny frantsay Shaül [2.996]
Voambolana 
Tovy hevitra Saola
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly 

Teny iditra Saoly
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Zanakalahin' i Simeona. Ny foko izay mitondra ny anarany dia taranaky ny Israely sy ny Kananita. Izany no ilazana an' i Saoly ho zanakalahin' ny vehivavy kananita ao amin' ny Gen. sy Eks. Ary ao amin' ny Nom. kosa dia miseho ny anararapoko hoe Saolita [1.38]
Fanazavàna teny anglisy Shaul [2.996]
Fanazavàna teny frantsay Shaül [2.996]
Voambolana 
Tovy hevitra Saola
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly 

Teny iditra Saoly
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Isan' ny razan' i Samoela. [1.38]
Fanazavàna teny anglisy Saul [2.996]
Fanazavàna teny frantsay Shaûl [2.996]
Voambolana 
Tovy hevitra Saola
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31