Teny iditra Samuël
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Ohatra 
1ny an' ity olona tantarain' i Samuel Rajaobelison ity kosa, dia ny manjono no tsy miala ao an-tsainy. [2.313]
2Tonga avy tany Montpellier namangy anay Philibert zokiko sy Rasolofoson Samuel mpitandrina ny faran' ny volana avrily. [2.356]
Anaran' olona 

Nohavaozina tamin' ny 2022/11/01